Teny iditra |
mampitombo
(tombo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy |
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ny mampitombo : multiplication [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ny mampitombo: la multiplication [1.8]
|
Fanazavàna teny malagasy | Manitatra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Multiplier, augmenter [1.13]
|
Ohatra |
1 | Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana.
[2.508]
|
2 | Mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo.
[2.117]
|
3 | Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida;
[1.357]
|
4 | Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay.
[1.369]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mampitombo |
Ny lasa : |
nampitombo |
Ny hoavy : |
hampitombo |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|