Teny iditra (1/2) | 1 mandahilahy |
Fototeny | 2 lahilahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to use the expression lahiLAhy [1.2] |
Ohatra |
6 Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy! [2.436#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mandahilahy |
Fototeny | 12 lahilahy |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
14 In the provinces, to circumcise. [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
15 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |