|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandatsa
Fototeny  2  latsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Maneso olona na manao teny maharary noho ny fahavoazany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to reproach [1.2, 1.8]
6  to upbraid [1.2]
7  to insult [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  injurier, insulter [1.8]
Voambolana  9  Ontam-po
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mandatsa io

Teny iditra (2/2)15  mandatsà
Fototeny  16  latsa
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandatsa
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  21  mandatsa, mandatsà, mandatsa, mandatsà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20