Teny iditra | marisarisa (risarisa (risa)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy [1.1] | |
Mahatsiaro tena ho tsy metimety [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Not very well [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Indisposé, souffrant [1.8] | |
Malaise [1.13] | ||
Ohatra | Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao?
[2.117] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | marisarisa, masirasira |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |