Teny iditra |
mihisatra
(hisatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihisatra |
Ny lasa : |
nihisatra |
Ny hoavy : |
hihisatra |
|
|