|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mioritra
Fototeny  2  oritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  être froissé [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)9  mioritra
Fototeny  10  oritra
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako [1.1]
13  mivadi-kozatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14  to be sprained [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  être foulé [1.3]
16  entorse [1.13]
Ohatra  17  Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana. [2.424#]
Voambolana  18  Fahasalamana
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)22  mioritra
Fototeny  23  oritra
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  25  divided, parted. [1.2]

Fivaditsoratra  26  mioritra, miriotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16