Teny iditra |
mitaha
(taha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra) Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be compared, to compare oneself [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitaha |
Ny lasa : |
nitaha |
Ny hoavy : |
hitaha |
Filaza mandidy : |
mitahà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mitaha
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
mitady
[1.78]
|
|
Teny iditra |
mitaha
(taha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tambahoaka]
mitsabo
[1.78]
|
| [Sihanaka, Taisaka]
Mitsabo marary [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
mitahà
(taha)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaha
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|