Teny iditra | 1 miteraka |
Fototeny | 2 teraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo? 5 Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao 6 Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany 7 (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13] 9 accoucher [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Ohatra |
10 Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324] 11 Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5] |
Voambolana |
12 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny miteraka io |
Fivaditsoratra | 20 matarike, miraketa, miretaka, miteraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |