Teny iditra (1/2) | 1 mitosy |
Fototeny | 2 tosy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1] |
Voambolana |
5 Kilalao |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitosy |
Fototeny | 11 tosy |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 18 miotsy, mitosy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |