Teny iditra | mofo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zava-pihinana atao amin' ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin' ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny (Karaza-mofo: mofo gasy, mofo dipaina, mofosira na ramanonaka, mofo menakely, mofo tampontsatroka, mofo koba na kobandravina, mofomamy, mofo randrana, mofo akondro, mofo tantely, mofo makasaoka, mofo malandy, mofo sponjy, mofo baolina) [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Bread [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Pain [1.8] | ||||
Ohatra | Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo.
[2.470] | ||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mofo io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: mofo ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |