|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  noro
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Hafaliana, hasambarana
4  Tsara tarehy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  joy, gladness. See sambatra [swa. Noro, light.] [1.2]
Voambolana  6  Ontam-po
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)9  Noro
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (olona)
Anaran' olona 
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana

Fivaditsoratra  13  Noro, noro, roño, Noro, noro, roño

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26