Teny iditra | 1 norvezianina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Norvezy 4 Momba an' i Norvezy, an' i Norvezy na avy any Norvezy: Anisan' ny nitory ny filazantsara teto ny misionera norvezianina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Norwegian [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 norvégien, norvégienne [3.1] |
Voambolana |
7 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 8 norvezy, Norvezy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |