Teny iditra | 1 oli-manara |
Singan-teny | 2 olitra, manara |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 areti-nify izay mikiky tsikelikely ny nify miafara amin' ny fahalevonany [1.1] 5 aretina manimba ny nify [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 scurf found on the teeth; toothache. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 ver froid; ver qu'on suppose ronger et couper les dents près des gencives [1.3] 8 carie, mal de dent qui coupe les dents près des gencives [1.54] 9 carie dentaire [1.13] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |