Teny iditra | 1 ondry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2] 5 a sheep [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 mouton [1.54, 1.13] 7 mouton, brebis [1.8] |
Voambolana |
8 Haibiby: mampinono |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny ondry io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07 |