Teny iditra (1/3) | 1 ovaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, rofia..., izay azo hanina atao laoka [Tsimihety]
[1.1] |
Teny iditra (2/3) | 4 ovaka |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 12 ovaka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 variance [1.13] |
Voambolana |
15 Matematika: antontan'isa |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 akavo, avoka, avokà, ovaka, vakoa, vaoka, voaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15 |