Teny iditra | pôtasy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony [1.1] | |
Alkalia misy pôtasiôma [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Potasse [1.13] | |
Voambolana | Simia | |
Ny fihaviany | Frantsay: potasse. | |
Fivaditsoratra | pôtasy, sapoty |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |