Teny iditra | panamà | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-tsatroka vita amin' ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony [1.1] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: panama. | ||
Teny iditra | PANAMA | ||
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | ||
Fanazavàna teny frantsay | PArti NAtionaliste MAlgache [3.1] | ||
Voambolana | Fikambanana | ||
Mpanahaka | Fanafohezan-teny | ||
Fivaditsoratra | ampana, pamana, panamà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |