Teny iditra (1/3) | 1 pepo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Misy lempona petaka milentika: Nidona tamin' ny varavarana izy ka pepo ny handriny 4 I [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 concave, hollow [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 creux [1.8] |
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/3) | 13 pepo |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Hodipotsy. [Sakalava]
[1.1] 16 aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 tache blanche sur la peau, mycose [1.13] |
Voambolana |
18 Fahasalamana |
Teny iditra (3/3) | 19 pepo |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
21 wind. [Swahli Upepo.] See Rivotra [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
22 Haitoetrandro |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |