Teny iditra | poa-maso | |
Singan-teny | poaka ; maso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toka-maso [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Having lost an eye [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Borgne [1.3] | |
Ohatra | Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny poa-maso io | |
Fivaditsoratra | poa-maso, soa am-po |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |