|
|
|
|

Teny iditra1  poretake
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  4  Andreta (vorona), vorona tia sitrika anaty bozaka na toerana sarotra, lobolobo, tsaporetika: Mañano vonim-poretake (miafina eo akaiky eo anefa tsy hita na sarotra hita) lobolobo, tsaporetika [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31