|
|
|
|

Teny iditra1  ramanavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: mampinono
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny ramanavy io

Fivaditsoratra  6  ramanavy, Ramavany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31