Teny iditra ranjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The leg from knee to ankle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La jambe du genou à la cheville [1.8]
Ohatra 
1Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa. [1.335]
2Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Manontolo tongotra
Anaran' akora mamorom-batana hatotongotra

Teny iditra ranjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.) [1.2]
Anarana siantifika Dracaena reflexa
Voambolana 
Tovy hevitra tavivolalahy ~ tsimitrona ~ tsihasinkasina

Teny iditra ranjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra ranjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina. [1.196]
Anarana siantifika Dracaena reflexa
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25