|
|
|
|

Teny iditra1  razoky
Singan-teny  2  ra-, zoky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  elder brother or sister (term of respect) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  frère ou soeur aîné (terme respectueux) [1.8]
Ohatra  7  razoky va no manitra voan-kazo?
sa Razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy razoky no manitra voan-kazo
tsy Razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[2.131]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
9  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02