|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rojo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  firavaka iambozonana [Sihanaka] [1.78]
4  Masom-by na varahina na volafotsy na volamena mitohitohy ka zary fehy, hitanana mpangalatra na hiambozonan-javatra na hatao haingo: Tapaka ny rojom-pamantaranandroko ~ Rojo vy ~ Rojo vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a chain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  chaîne [1.8]
Ohatra  7  rojo volamena saro-bidy iny. [2.499]
8  Hoy izy sady nanaisotra ny rojo volamena niambozonany. [2.471]
Kamban-teny 
Lahatsoratra  10  Randzavola: rojo ao amin' ny Baiboly (=> ravaka)

Teny iditra (2/2)11  rojo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Karazam-bary lava madio ny voany: Vary rojo fotsy ~ Vary rojo mena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  (toute l'île). Nom des variétés de riz, Oryza sativa L. (Poaceae) à grain gros et court, à glume pourvue d'une forte arête. On distingue le rojo fotsy à périsperme blanc ; et le rojo mena, à périsperme rouge. [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18  -joro, joro, rojo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18