Teny iditra | santima | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ampahazaton' ny iraimbilanja: Dimy santima no varifitoventy [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Ny fihaviany | Frantsay: centime. | |
Fivaditsoratra | mañatsy, manitsa, miantsa, santima |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |