Teny iditra | sarendry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana rafitra ngorodona na fandaharana taila atao mifampidipiditra [1.1] | |
Teny iditra | sarendry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry mitovitovy amin' ny sakamalao nampidirin' ny Antalaotra teto, manana fofo-manitra miavaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cité par Malzac, qui écrit : « Tubercule odoriférant semblable au Gingembre, importé par les Arabes ». [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/23 |