|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  savia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan-kazo fihinan' ny landy ny raviny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Arbuste, dont les feuilles servent à nourrir les vers à soie du pays [1.3#590]
5  (nom cité par Malzac). « Petit arbuste dont les feuilles servent à nourrir les vers à soie du pays ». C'est-à-dire les landibe, Borocera madagascariensis. C'est très probablement Dodonaea madagascariensis Radlk. (Sapindaceae), appelé tsitoavina en Imerina. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)9  Savia
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
12  Savia bojeriana  hazomainty
13  Savia danguyana  fanjavala
14  Savia laureola  fanamorano
15  Savia platyrachis  karepoka

Fivaditsoratra  16  savia, vasia

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15