|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  seky
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny malagasy  4  Taratasim-bola [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  Chèque [1.13]

Teny iditra (2/3)6  seky
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  hasiahana, haratsiana [1.78]

Teny iditra (3/3)9  seky
Sokajin-teny  10  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  11  aloha [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpampiankin-teny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27