Teny iditra (1/2) | 1 sondenda |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 sondenda |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy 10 "Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby [Merina] [1.1] |
Voambolana |
11 Toe-karena: fiompiana |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Bikan' ny tandrok' omby |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |