|
|
|
|

Teny iditra1  soritra mirahalalina
Singan-teny  2  soritra, mirahalalina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  courbe bathymétrique [1.13]
Voambolana  6  Haitoetany: soridrefitany

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30