Teny iditra |
sy
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny):
Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | And [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Et [1.8]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
sy |
Tovonana : |
-tsy |
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
amana ~
ary ~
mbamy ~
dia ~
ka |
|
Teny iditra |
sy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Fifiahara fary [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
sy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi
simena.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Hyparrhenia rufa |
Voambolana |
|