|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tafy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  unequal, disproportionate. [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  tafy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [1.2]
10  clothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  habit, vêtement [1.8]
Voambolana  12  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  17  faty, tafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11