Teny iditra (1/3) | 1 tava |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 le visage, la face, la figure [1.3] |
Voambolana |
5 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny tava io |
Teny iditra (2/3) | 18 tava |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 tolona (ady) 21 ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [Taisaka] [1.78] |
Teny iditra (3/3) | 22 tava |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 paroi [1.13] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 26 tava, vata- |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |