Teny iditra (1/2) | 1 tavony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fonon' ny zaza raha mbola ao an-kibon-dreniny, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe ahitrana zandrin-jaza. (Tsy maintsy alàna tsara tsy misy hamelana ny tavony na ahitra rehefa avy miteraka, fa raha tsy izany mety hankarary; araka ny fomban' ny foko sasany dia alevina any anaty tany ny tavony; avy amin' ireo toetra amam-pomba mikasika ny tavony ireo no nahatonga ny fombam-piteny toy ny hoe: Mandihy tsy afa-tavony: mifaly ambony ihany nefa mbola misy loza mananontanona; ny tany nahalatsahan' ny tavony: enti-milaza ny toerana nahaterahana) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the afterbirth [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 placenta [1.8, 1.13] |
Voambolana |
6 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 tavony |
Fototeny | 10 tavona |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tavonana |
Ohatra |
12 tavony ny menaka ny mivonto [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 14 tavony, tôvany, vatony |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |