|
|
|
|

Teny iditra1  teôria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  hevitra aorin'ny saina, mampikambana lalàna maromaro amin'ny fotokevitra iaingana iray, izay ahazoana manatsoaka azy ara-lôjika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  théorie [1.13]
Voambolana  5  Filôzôfia

Fivaditsoratra  6  ietrao, teôria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31