|
|
|
|

Teny iditra1  tenabe
Singan-teny  2  tena, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny ilazana ny vatana irery tsy miaraka amin' ny rantsambatana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the trunk of the body [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  le tronc d'un arbre [1.8]
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
8  Haiaina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tenabe io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14