Teny iditra | 1 tevana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a precipice, an abyss [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 précipice, abîme, fossé [1.8] |
Ohatra |
6 Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472#125] |
Voambolana |
7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Fivaditsoratra | 10 tevana, vatañe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |