|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tohina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  action de toucher [1.3]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  tohina
Sokajin-teny  11  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
13  Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
14  Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  touché légèrement
16  dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3]
Ohatra  17  Hoy aho somary tohina. [2.944#]
18  Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)22  tohina
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  25  allergie [1.13]
Voambolana  26  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29