|
|
|
|

Teny iditra1  tokatoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po [Betsimisaraka] [1.1]
Voambolana  4  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Lohateny  5  Tokatoka betsimisaraka (Laimijay Joël)

Fivaditsoratra  6  kotakota, takotako, tokatoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31