|
|
|
|

Teny iditra1  tonizianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao
4  Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Tunisian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  tunisien, tunisienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  toniZIa, Tonizia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31