Teny iditra | trafo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns... Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka Zava-tsy misaraka amin' ny tena. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The hump of cattle [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | La bosse du boeuf [1.8] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaran-toerana |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny trafo io | |||
Fivaditsoratra | fatro, fotra, trafo, trofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |