Teny iditra | 1 trina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo kely maniry amin' ny vatan' ny hazo hafa, izay atao koa hoe hazomiavona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Nom cité par Malzac. Plante parasite, probablement une Loranthacée, indéterminée. Utilisée pour préparer une boisson alcoolique réputée aphrodisiaque d'après Decary, Annales Musée Colonial Marseille, 1946, p. 56. D'après Descheemaeker (liste manuscrite communiquée en 1975) on la vend jusque sur les marchés du Betsileo. [Tanosy]
[1.196] |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |