Teny iditra | troka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisintonana ranonjavatra amin' ny orona na vava ka rivotra no isintonana azy [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | troka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Iray razana nipoirana [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Lignée [1.13] | |||||||||||||||
Ohatra | Izao, hoy izy, no lazaiko aminareo Antefasy telo troka.
[2.508] | |||||||||||||||
Teny iditra | troka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Kibo [1.78] | |||||||||||||||
Kibo [1.1] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kotra, trako, troka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/09 |