|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsaoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
4  Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)10  tsaoka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  craie [1.13]
Voambolana  14  Haibolantany

Fivaditsoratra  15  akotsa, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31