Teny iditra |
tsemboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1]
|
Ohatra | Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny.
[2.324]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
dinitra ~
dinitr' ombalahy ~
jijaka ~
jijika |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tsemboka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1]
|
Mpanahaka |
mivoa-dinitra ~
mivoa-jijaka ~
mivoa-jijika ~
rano iray ~
vonto ~
tsembo-dratsy |
|