|
|
|
|

Teny iditra1  tsivarivary
Fototeny  2  vary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Lalaon' ny ankizy, ka ny vovoka sy ny vato kely no mody ataony vary sy hena; kivarivary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de vary : riz). Nom donné par les enfants aux petits repas qu'ils préparent eux-mêmes lorsqu'ils sont dans les champs (garçons) ; ou aux substituts qu'ils inventent lorsqu'ils jouent à simuler la préparation d'un repas (filles). Par extension, les plantes dont ils se servent. [1.196]
Voambolana  6  Kilalao
Tsipelina hafa  7  kivarivary

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20