|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/3)5  tsolo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Karazan' angady kely lava lela [1.1]
Voambolana  8  Fitaovam-piasana

Teny iditra (3/3)9  tsolo
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  Marani-doha, tsoky [1.1]

Fivaditsoratra  12  lotso, tsolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31