Teny iditra | vangovango (vango) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovan-javatra amin' ny ankapobeny fotsiny [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de dégrossir, d'ébaucher, de préparer grossièrement [1.3] | |||||||||
ébauche [1.13] | ||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Teny iditra | vangovango | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Habantanana [1.78] | |||||||||
[Sihanaka] Fehin-tanana, traba [1.78] | ||||||||||
[Tanosy] Ravaka mamehy tanana [1.78] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bracelet, anneau [1.13] | |||||||||
Fivaditsoratra | vangovango, vongavonga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |