Teny iditra | 1 vesatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 lanja: Ny vesatry ny adidy 4 ny hadontoana, tsy fisononohana [1.1] 5 herim-pisintonan'ny tany [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 weight, heaviness [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 poids [1.3#829, 1.8, 1.13] 8 pesanteur, gravité 9 lourdeur d'esprit [1.3#829] 10 lourdeur [1.8] |
Ohatra |
11 Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko. [2.4#] 12 vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [1.369#] |
Voambolana |
13 Fizìka |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny vesatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/01 |