|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza izay mafy sy maharitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  ce qui dure, ce qui est solide [1.3, 1.196]
Sampanteny 
5  Anarana :
6  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)7  vika
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Pitsoka oritra, fahafolahan-taolana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  entorse [1.3]
Voambolana  11  Fahasalamana
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Anarana :

Teny iditra (3/3)14  vika
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Ahitra lava fanao sarom-bovonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  espèce d'herbe ongue dont on se sert pour couvrir le faîtage des toits [1.3]
18  . Orthographe retenue par Dubois, Malzac (réf. H.Perrier 1478). Voir aussi viko et viky. Flagellaria indica L. (Flagellariaceae). Liane dont les tiges très résistantes lorsqu'elles sont âgées, sont utilisées par les Malgaches à la manière du rotin. On s'en servait pour lier le faîtage des toitures, en vannerie, etc. [Sakalava] [1.196]
19  [Betsileo]
20  [Merina]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  22  viky, viko
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  24  kivà, vika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31